3) Tsy marina ny filazana fa ny herisetra sy ny fankahalana no tompon’ny teny farany ka ny ady sy ny fanapotehina no manjaka tsy misy farany.
Fa ny marina kosa dia ity : « Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe Mahagaga, Mpanolo-tsaina, Andriamanitra Mahery, Rain'ny mandrakizay Andrian'ny fiadanana. » (Isaia 9.5)